Bekobay Mahajanga | News

  • Bekobay Mahajanga : Nadoboka am-ponja ilay zandary nitifitra olona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 11, 2026
    Tsy nisy intsony teto ny kiantranoantrano na dia tompon’andraikitra tao amin’ity zana-tobi-paritry ny zandary tao Bekobay ity aza ilay voarohirohy. Rehefa nanao fandikan-dalàna dia tsy maintsy mizaka izay vokany : nadoboka am-ponja vonjimaika mantsy ilay zandary nahatifitra olona tao Bekobay Mahajanga II rehefa natolotra ny Fampanoavana ny andron’ny talata teo. Raha tsiahivina dia ny faran’ny […] L’article Bekobay Mahajanga : Nadoboka am-ponja ilay zandary nitifitra olona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Bekobay Mahajanga : Atao famotorana ilay zandary namono olona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 08, 2026
    « Tsy natao hitahiry olon-dratsy ny zandarimaria ary na iza na iza mandika lalàna dia tsy maintsy handraisana fepetra … » araka ny fitenin’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny zandary. Taorian’ilay tranga nahavoarohirohy zandary iray, tao Bekobay, Mahajanga II ary nahafatesana olona mihitsy dia efa nandray andraikitra tanteraka izy ireo. Nosamborina ary notanana natao famotorana avy hatrany ilay […] L’article Bekobay Mahajanga : Atao famotorana ilay zandary namono olona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.