Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 08, 2026
Tomponandraikim-panjakana iray no namoy ny ainy vokatry ny fanafihana nitranga tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Benenitra, any amin’iny faritra Atsimo Andrefana iny, omaly vao maraim-be. Tokony ho tamin’ny roa ora sy sasany maraina tany ho any, ny alakamisy hifoha zoma teo, nitrangana fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny fokontany Berevo, kaominina sy distrikan’i Benenitra. Araka ny angom-baovao dia […] L’article Benenitra : Voatafika ary maty voatifitra ny lefitry ny ben’ny tanàna est apparu en premier sur Midi Madagasikara.