Cuabe | News

  • Akademia Miaramila -Cuabe : Haharitra iray volana ny « tournoi fifankatiavana »
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 14, 2026
    Fiaraha-miasan’ny Akademia Miaramila sy ny kaominina ambonivohitra Antsirabe I ny lalao ara-panatanjahan-tena « tournoi fifankatiavana ». Haharitra iray volana ny lalao izay hatao ao amin’ny kianjan’ny Acmil. Fitsipika roa hotanterahina, ny lalao baolina kitra sy tsipy kanibe , ny Sabotsy 11 Jolay 2026  lasa teo no nanokafana ny lalao ara-pomba ofisialy izay nifanindrinan’ny polisy monisipaly sy ny […] L’article Akademia Miaramila -Cuabe : Haharitra iray volana ny « tournoi fifankatiavana » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.