Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 02, 2026
Nitrangana fanafihana niharo vono olona mahatsiarvina tao amin’ny fokontany Tsarazaza, kaominina Ambohitrambo, Arivonimamo, ny alin’ny talata hifoha alarobia lasa teo. Araka ny fantatra dia tokantrano iray no niharan’ny fanafihan-jiolahy. Vokany, maty namoy ny ainy ny raim-pianakaviana raha naratra mafy kosa ny vady ama-janany. Raha ny angom-baovao hatrany dia mpividy volamena ny ao amin’ity tokantrano ity. […] L’article Arivonimamo : Efa-mianaka nokapakapain’ny jiolahy tamin’ny famaky est apparu en premier sur Midi Madagasikara.