Fampiasana | News

  • Manjakandriana : Fampiasana hosoka sy fisandohana andraikitra, olona roa naiditra am-ponja
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 09, 2026
    Lehilahy miisa roa, mpamily fiarabe ny iray ary mpitantana trano fisotroana ny iray, ireo no voatery nosamborina sy nanokafana fanadihadiana teny anivon’ny pôlisim-pirenena, ny herinandro teo, noho ny vesatra hanenjehana azy ireo. Iry voalohany, noho ny fanaovana hosoka sy fampiasana hosoka ary fitondrana vokatra azo amin’ny fitrandrahana ala tsy nahazoana alalàna ary kolikoly. Ity faharoa […] L’article Manjakandriana : Fampiasana hosoka sy fisandohana andraikitra, olona roa naiditra am-ponja est apparu en premier sur Midi Madagasikara.