Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 05, 2026
Tsy hay marina na ilay tsy fanajana ny andro talata, andro fady fiasana, na inona no nampihotsaha tampoka ny tany nangadian’ireto olona maromaro nihotsaka tampoka. Voalaza mantsy fa fady iasana andro talata ao amin’ny faritry ny nitrandrahan’izy ireo, tao amin’ny kaominina Niherenana, distrikan’i Vatomandry ao, araka ny tenin’ny olombe any an-toerana. Lehilahy 11 be izao […] L’article Kaominina Niarenana, distrikan’i Vatomandry : Fantatra ny anaran’ireo mpitrandraka volamena maty est apparu en premier sur Midi Madagasikara.