Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 15, 2026
Nitontosaina ny alarobia sy ny alakamisy teo ny fikaonandohan’ireo tanora teto anivon’ny faritra Atsinanana. tsy nahatonga solontena nandritra izany ny tao Marolambo sy Antanambao Manampontsy, ka nampitondra ny soso-keviny tamin’ireo distrika mifanakaiky taminy, mba ho re izany feon’izy ireo izany. « Aoka samy hanaposaka avy ny heviny ny rehetra fa tsy misy bedy eto ary ny […] L’article Fikaondohan’ireo tanora teto Toamasina : Vonona hiaro izany eny anivon’ny nasionaly ny talen’ny fanavaozana Atsinanana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.