Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 10, 2026
Nivoaka ny didim-pitsaràna mahakasika ny ben’ny tanàna teo aloha tao Fianarantsoa, Sahondra Ratsimbazafy. Telo taona an-tranomaizina ny didy navoakan’ny fitsaràna misahana ny ady amin’ny kolikoly ao amin’ny sampana Fiaranatsoa (PAC Fianarantsoa). Izany dia noho ny fanamparam-pahefana tamin’ny fivarotana tany teny Ampasimbazaha izay feno toeram-pivarotana, eo ambanin’ny kianja Ampasambazaha. Isan’ny sazy azony koa ny fandraràna tsy […] L’article Fianarantsoa : Gadra telo taona ny ben’ny tanàna teo aloha est apparu en premier sur Midi Madagasikara.