Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 08, 2026
Vono olona mahatsiravina no nitranga tao amin’ny fokontany Ambinaniroa, distrikan’i Saonierana Ivongo ny alarobia lasa teo. Tovovavy iray no maty, namoy ny ainy vokatry ny vono sy ratra nataon’ny sakazainy azy. Vao 16 taona ity tovovavy namoy ny ainy ity ary ingahy ahiahiana fatratra ho nanao izao kosa dia 20 taona. Marihana fa efa miara-mipetraka […] L’article Hasarotam-piaro diso tafahoatra : Nokapakapainy tamin’ny antsy ny sipany est apparu en premier sur Midi Madagasikara.