Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 11, 2026
Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny tompon’andraikitra eo anivon’ny fitsaràna miady amin’ny kolikoly (Pôle Anti-Corruption) omaly ary nampahafantatra ny laharam-pahamehana ankehitriny. Isan’ny nohazavain’ny mpandrindra nasionaly fa hiroso amin’ny famerenana ny volam-panjakana nisy nanodikondina ny PAC. Volam-panjakana izay tsy toko tsy forohina no nisy nanodina raha araka ny tatitry ny misahana ny kaontim-bolam-panjakana. Niainga tamin’io avokoa ny […] L’article PAC : Hiroso amin’ny hamerenana ireo vola voahodinkodina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.