Hita | News

  • Starex halatra : Hita ihany, telo no voasambotra
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 24, 2026
    Herinandro latsaka taty aoriana, nisy nahita ary nanatitra tao amin’ny polisy misahana ny ady heloka bevava ilay fiara Starex nisy nanofa ary nangalarina. Raha ny fanazavana azo avy amin’ny polisy misahana ny famotorana dia nasian’ireo olon-dratsy fanafody mampatory ny sakafon’ny mpamily. Rehefa tsy nahatsiaro tena io farany dia nobatain’izy ireo ary natsipiny tao ambany tetezan’ny […] L’article Starex halatra : Hita ihany, telo no voasambotra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.