Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 06, 2026
Nosakanan’izy ireo ny fanamboaran-dalana manoloana ny toeram-pivarotan’izy ireo. Izany no niseho teny amin’ny Rocade Tsarasaotra ny alakamisy teo. Tetikasam-panjakana anefa ny fanamboaran-dàlana izay mampitohy an’Ivato-Tsarasaotra. Nitaraina ireo orinasa mpanao làlana ary nampandre avy hatrany ny minisiteran’ny asa vaventy raha vao nitranga ny olana. Tonga teny an-toerana ny zandary ary nanao fanelanelanana ny roa tonta. Rehefa […] L’article Rocade : Manohitra ny mpivarotra an-tsisin-dàlana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.