Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 13, 2026
Taitra ny mpandeha amin’ny manamorona ny Marais Masay omaly antoandro raha nahita olona natsingevan’ny rano. Rehefa nojerena akaiky dia efa tsy nihetsika intsony. Nampandrenesina ny manam-pahefana ary rehefa nozahana dia efa vatana mangatsiaka no hita. Nentina eny amin’ny tranom-paty rehefa vita ny fitsirihina ifotony nataon’ny polisy sy ny mpitsabo. Raha nojerena tampoka dia toy ny […] L’article Marais Masay : Nahitàna fatin’olona tsy fantatra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.