Marolambo | News

  • Marolambo : Nitrangan’ny havandra toy ny totohondry
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 10, 2026
    Tena efa tanambo mihitsy ity mihatra amin’ny distrikan’i Marolambo ity ankehitriny. Taorian’ilay fahamaizan’ny tanàna vao tsy ela akory izay, dia izao indray havandra toy ny haben’ny totohondry no nirotsaka tany an-toerana vao tsy ela akory izay. Tsy mpateti-mpitranga any an-toerana izany toe-javatra izany, ka nahagaga ny mponina, satria dia tampoka be ny fitrangany. Araka ny […] L’article Marolambo : Nitrangan’ny havandra toy ny totohondry est apparu en premier sur Midi Madagasikara.