Mpamily | News

  • Vontovorona : Mpamily taxi, novonoina sy nendahina
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 17, 2026
    Lasa ny fiara, ny vola, ny finday, ary tsy namelan’ireo olon-dratsy raha tsy naratra sy tsy afa-nihetsika intsony ity mpamily taxi iray. Olona sendra nandalo no nitsetra sy namonjy ary nitondra azy ho any amin’ny tobim-pahasalamana. Mampivarahontsana tanteraka ity resaka tsy fandriam-pahalemana ity, indrindra ny mahazo ireo mpiasa alina, toy ny fiarakaretsaka sy ny taxi-moto. […] L’article Vontovorona : Mpamily taxi, novonoina sy nendahina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.