Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 10, 2026
Misoko mangina eny anivon’ny fiarahamonina eny ny fiparitahan’ity rongony mahery vaika, mampitondra faisana olona maro ity. Tsy mitsahatra fa mitohy manarak’izay ihany koa ny ady atao aminy. Ohatra amin’izany ny fahatratrarana telolahy nampiahiahy teny amin’iny faritra Mandrosoa Ivato iny. Nahitàna rongony rôrô tamina fonosana tany amin’izy ireo. Tsy fantatra hatreto na mpitsindrona izy ireo na […] L’article Rongony mahery : Mpanaparitaka sy mpitsindrona rôrô telolahy voasambotra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.