Mpanendaka | News

  • Antohomadinika : Mpanendaka raindahiny voasmbotry ny polisy
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 13, 2026
    Efa gadralava mbola mamerin-keloka ihany ! Ny an’ity ranamana ity no tonga amin’ilay fitenenana hoe tanana efa zatra mitsotra. Mpanendaka efa malaza ratsy amin’ny asa ratsy ary diso fantatry ny rehetra eny amin’iny faritra Antanimena, Antohomanidika, Antsalovana ary Isotry iny no tra-tehaky ny polisy indray teo am-panaovana ny asa ratsiny, ny andron’ny talata teo. Raha […] L’article Antohomadinika : Mpanendaka raindahiny voasmbotry ny polisy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.