Mpifankatia | News

  • Mantasoa : Mpifankatia hita faty tao anaty farihy
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 09, 2026
    Nifamatotra ny tànana sy ny tongotr’izy roa. Tanora roa izay mpifankatia, Tolotra sy Ravo, no hita faty vao maraina tao amin’ny farihin’ny Mantasoa. Efa nandefasana filazàna fikarohana ihany izy roa ireo andro vitsivitsy mialoha izao izy ireo hita faty izao. Taitra ny mponina teo amin’ny manodidina omaly vao maraina raha nahita azy ireo natsingevan’ny rano. […] L’article Mantasoa : Mpifankatia hita faty tao anaty farihy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.