Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 23, 2026
Roa lahy nisandoka ho andrimasom-pokonolona ary nanendaka mpandalo nody alina teny Anosibe no voasambotry ny polisim-pirenena ary naiditra am-ponja vonjimaika taorian’ny fanolorana ny raharaha teo anivon’ny fampanoavana. Araka ny vaovao voaray, ny alin’ny 14 jona 2026 no nisy mpiasa nirava alina lasa lasibatry ny asan’ireto olon-dratsy ireto. Vantany vao naharay ny fitarainana ny polisy avy […] L’article Anosibe : Mpisandoka ho andrimasom-pokonolona nanendaka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.