Mpitsabo | News

  • Mahitsy : Mpitsabo mpanampy nisy namono
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 15, 2026
    Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ilay tovovavy. Mpianatra ho mpitsabo izy ary vao 16 taona. Nisy dian’antsy ny vatany ary nifatotra izy tamin’ny fotoana nahitàna azy. Raha ny tombana dia mbola niharan’ny herisetra ara-nofo koa ity tanora ity. Anjarany ny niandry raharaha tao amin’ny hopitaly Hjra ny asabotsy teo. Tsy tonga anefa izy ary nanomboka […] L’article Mahitsy : Mpitsabo mpanampy nisy namono est apparu en premier sur Midi Madagasikara.