Mpizaika | News

  • Ankaramalaza : Mpizaika maty natelin’ny rano
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 29, 2026
    Tovolahy iray mbola erotrerony no maty natelin’ny reniranon’Ambahive ny tolakandron’ny alahady teo. Raha ny fantatra dia isan’ireo mpizaika ao amin’ny tobin’Ankaramalaza izy. Sendra mba nisy fotoana nalalaka kely ary nanaraotra nilalao rano, kinanjo loza nihatra aman’aina no nitranga. Niezaka ny tompon-tany sy ny mpitandro ny filaminana nanao ny fikarohana. Efa elaela taty aoriana vao navoakan’ny […] L’article Ankaramalaza : Mpizaika maty natelin’ny rano est apparu en premier sur Midi Madagasikara.