Nafindra | News

  • Namono an’i Larissa : Nafindra eny Tsiafahy sy Antanimora
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 25, 2026
    Gadra mandra-pahafaty no miandry ireo olona rehetra izay voamarina sy voapanga ho tompon’antoka tamin’ireo raharaha rehetra fahaverezana sy famonoana olona mitranga amin’izao fotoana, araka ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana, ary tsy maintsy alefa eny Tsiafahy. Tafiditra ao anatin’io ireo voasaringotra tamin’ny fakàna an-keriny sy famonoana feno habibiana an’i Larissa kely tany Ambositra. Ho fanatanterahana io fanapahan-kevitra […] L’article Namono an’i Larissa : Nafindra eny Tsiafahy sy Antanimora est apparu en premier sur Midi Madagasikara.