Nifanesy | News

  • Tanà : Nifanesy ny fahafatesana nateraky ny Subaru
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 08, 2026
    Nahafaty olona indray ny lozam-pifamoivoizana nateraky ny fiara matanjaka, marika Subaru. Tao anatin’ny roa herinandro izany dia olona telo no namoy ny ainy ary mbola misy iray izay mitondra takaitra, mpandeha izy io. Ny alin’ny alatsinainy teo (jereo lahatsoratra etsy ankila) no nivadika tao anaty rano tetsy Tsarasaotra-Ivato raha nandeha mafy ny tanora roa izay […] L’article Tanà : Nifanesy ny fahafatesana nateraky ny Subaru est apparu en premier sur Midi Madagasikara.