Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 31, 2026
Notontosaina ny alarobia teo ny fanomezana ara-bola ho an’ireo olona nanainy niala an-tsitra-po tao amin’ny tanin’ny seranan-tsambon’i Toamasina atao hoe « Port Sec III » nafindra « Port Sec II ». Niisa 63 ireto olona ireto notolorana izany izay mbola miampy tany mirefy 250m² maimaim-poana miaraka amin’ny taratasin’ny tany azony, ary mbola hitihy ny hetsika […] L’article Seranan-tsambon’i Toamasina : Notolorana fanonerana ara-bola ireo nanaiky niala an-tsitra-po tamin’ny taniny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.