Ombay | News

  • Ambohimanambola : Ombay mitady, tany amin’ny vadikely
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 31, 2026
    Ny vady aman-janaka efa nikorotan-tsaina, ny fianakaviana efa nampandrenesina ny fahaverezana. Efa nandeha hatramin’ny fampitàna tamin’ny tambajotra sosialy ny ombay mitady. Hafa mihitsy no nitranga anefa : lasa tany amin’ny vadikeliny ilay rangahy ary nijanona ela tany. Tao anatin’izay koa anefa dia io vadikely io indray no niantso ny tompom-bady tamin’ny laharana miafina fa hitany ny […] L’article Ambohimanambola : Ombay mitady, tany amin’ny vadikely est apparu en premier sur Midi Madagasikara.