Pangalanes | News

  • Pangalanes : Feno tsinkafona sy fasika
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 05, 2026
    Lasa mikorontana ny fifamoivoizana an-dranomamy eo amin’ny lakan-dranon’i Pangalanes. Ny antony dia sady feno tsinkafona no miakatra ny fasika. Lasa sarotra araka izany ny fiaingan’ireo vedety na fitaovam-pitaterana hafa izay matetika anefa no mitondra mpizaha tany. Mihoatra noho ny fifamoivoizana an-tanety ny fitohanana ary ny voalohan’ity herinandro ity dia efa naharitra adiny dimy izany. Kivy […] L’article Pangalanes : Feno tsinkafona sy fasika est apparu en premier sur Midi Madagasikara.