Rabearivelo | News

  • Ny teny gasin-dRabearivelo
    L'Express de Madagascar - 02:35 Jun 22, 2026
    Ny 22 jona 1937, siviambivalopolo taona lasa katroka androany, no nisafidy ny hamono tena Rabearivelo Jean-Joseph. Mbola tsy nisy folo taona akory ny Fanjanahantany no teraka izy ka dia zava-mahagaga tokoa ny nahaizany sady nanoratra tononkalo amin’ny teny gasy no amin’ny teny frantsay. Samy fatratra ny fahaizany ireo teny roa tonta ireo ka sarotra fantarina iza no nosoratany mialoha ary iza kosa no dika-teny.  Liana tamin-java-baovao Rabearivelo, isan’izany ny nianarany teny espaniola ihany koa, saingy tsy afaka tsy ho zanaky ny taonjato faha-19 vao nivalona, satria vao roapolo taona monja no nahafoana ny Fanjakan’Andriana no namoaka ny tononkalo voalohany fantatra fa azy izy, tao amin’ny gazety-boky «Vakio ity», ny taona 1915. Ny olon-dehibe nanabe azy sy niresaka taminy, nampita ny lovantsofina, inoana fa taiza hiringirin’ny taonjato niainan-dry Ranavalona III (teraka 1861) sy Rainilaiarivony (maty 1896). Dia izany feon’ny teny taloha izany, izany kalon’ny tonony fahagola izany, izany hain-tenin’ny Ntaolo ...
  • ROHY ARIANDRO - « Nous allons retracer la riche, bien que brève, vie littéraire de Rabearivelo »
    L'Express de Madagascar - 02:40 Jun 12, 2026
    Elle est derrière la page Facebook « La lecture de Rohy » et anime dans la vraie vie un club de lecture, en marge de son activité de médecin. Elle nous parle de son amour des livres et de Rabearivelo. Que lit Rohy ? Je lis un peu de tout : de la littérature classique française à la littérature malgache. J’ai une préférence pour les textes philosophiques, les récits ou les romans autobiographiques, les romans historiques et la poésie. Qui Rohy aime lire ? Difficile de répondre à cette question. La liste est longue. Elle va d’Éric-Emmanuel Schmitt, Tolstoï à Baudelaire, en passant par Amélie Nothomb. J’ai découvert récemment Haruki Murakami grâce à ma fille. Ses textes m’intriguent, me perturbent, me bousculent et me laissent des questions sans réponse. J’adore Clarisse Ratsifandrihamanana, Jean-Joseph Rabearivelo, Dox, Rado, … mais surtout le poète Niry-Solosoa, mon père. Il m’a appris, dès l’enfance, à apprécier la beauté des mots, la sonorité des rimes. Vous êtes dans la transmission. Quel est ce projet Boky...