Ranohira | News

  • Ranohira : Razana nisy nanapa-tenda
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 18, 2026
    Efa ao am-pasana mbola misy manapa-tenda ihany. Raha tsorina dia indroa maty izany ilay olona. Omaly, tany Ranohira no taitra ny fianakaviana izay mba hanamafy ny fasana ary nanokatra izany raha nahita ny korontana tao anatiny. Rehefa nozahana akaiky dia razana vao nalevina ny alahady teo no tsy teo intsony ny lohany. Izany hoe razana […] L’article Ranohira : Razana nisy nanapa-tenda est apparu en premier sur Midi Madagasikara.