Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 07, 2026
Saron’ny zandary Toamasina tao Sarimasina RN2 vao maraim-be ireo tambajotra mpangalatra tariby an’ny Jirama, izay antony mahatonga fahatapahana herinaratra eto Toamasina tato ho ato, ankoatran’ny tsy fahampian’ny herinaratra noho ny fahasimban’ny toby famokarana. Fito lahy izay nahitana zandary iray am-perinasa eto Toamasina iray niaraka tratra tamin’ireto tambajotra voasambotra. Tamin’ny tariby mampitohy an’i Toamasina renivohitra sy […] L’article Zandarimariam-pirenena Toamasina : Tratran’izy ireo ny mpangalatra tariby an’ny jirama est apparu en premier sur Midi Madagasikara.