Voaendaka | News

  • Tsiroanomandidy  : Voaendaka hatramin’ny razana
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 02, 2026
    Vaky ny fasana iray tao Morafenokely. Raha noeritreretina fa taolam-balo maro no nisy nangalatra, tsy izany velively no nitranga. Tsy nisy voakitika ny tao am-pasana na nikorontana aza. Ny firavaka nampiarahina amin’ny maty no lasan’ireo jiolahy. Lasa ny volafotsy, ny volamena. Raha fintinina dia voaendaka firavaka izany ireo razana tao am-pasana. Endrika iray vaovao izay […] L’article Tsiroanomandidy  : Voaendaka hatramin’ny razana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.