Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 17, 2026
Namoaka ny didiny ny fitsarana ady heloka tsotra momba ny raharaha nahafaty an’i Jean Jacques Rabenirina. Voasazy higadra an-tranomaizina 18 volana sy handoa lamandy enina tapitrisa ariary Randrianasolomanana Clarel Aimé, mpamily kamiao voarohirohy tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nahafaty ny depiote teo aloha. Nisy ihany koa sazy fanampiny noho ny fitsoahana taorian’ny loza na « délit de fuite » : […] L’article Raharaha Jean Jacques Rabenirina : Voasazy higadra 18 volana ilay mpamily kamiao, afaka ireo mpitsabo enina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.