Iavoloha, Lapam-panjakana,23 Avrily 2025. Tonga teny ny Filoha frantsay Emmanuel Macron sy Ramatoa Brigitte vadiny, notsenain'ny Filohan'i Madagasikara, Andry Rajoelina sy Ramatoa Mialy vadiny. Sary 04 nalain’ny ekipan’ny madagate.org
Ivato, Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena, 23 Avrily 2025, 10 ora sy sasany maraina. Tonga ny Filoha frantsay Emmanuel Macron sy Ramatoa Brigitte, vadiny, notsenain’ny Praiminisitra, Christian Ntsay. Sary 10 nalain’ny ekipan’ny madagate.org