Madagascar

  • Lutte contre le blanchiment d’argent: Madagascar prend la présidence de l’ESAAMLG
    Newsmada - 05:57 Sep 07, 2026
    Par le biais du ministre de l’Economie et des finances, le Dr Herinjatovo Ramiarison, Madagascar succède au Rwanda à la présidence de l’Eastern and Southern Africa Anti-Money Laundering Group (ESAAMLG) ou Groupement de lutte contre le blanchiment d’argent en Afrique orientale et australe, pour une période d’un an, de septembre […]
  • Vidin-tsolika: nisy fiakarany 200 Ar ny lasantsy SP 95
    Newsmada - 05:52 Sep 07, 2026
    Niakatra ho 5 300 Ar ny litatry ny lasantsy SP 95, nanomboka ny sabotsy 5 septambra teo. Izany hoe, nisy fitomboana 200 Ar/l raha oharina ny vidiny teo aloha, izay 5 100 Ar/l. Tsy nihetsika ho 4 860 Ar/l kosa ny gazoala (GO), sy ny solitany fandrehitra (PL) 3 710 Ar/l. Tamin’ny fiandohan’ny volana […]
  • Mirongatra ny fanafihana: polisy iray naratra voatifitry ny jiolahy teny Anosipatra
    Newsmada - 05:46 Sep 07, 2026
    Jiolahy roa no nikasa hanafika teny amin’ny manodidina ny trano dimy Ampangabe, afakomaly hariva. Tonga ara-potoana nisoroka izany ny polisy roa lahy avy eny Ilanivato. Voatifitry ny jiolahy ny iray tamin’ireo polisy ka naratra mafy. Poa-basy miisa roa no henon’ny mponina teny amin’ny manodidina ny Trano dimy, fokontany Am­pangabe, afakomaly, […]
  • Addiction aux drogues: des consommateurs de plus en plus jeunes
    Newsmada - 05:42 Sep 07, 2026
    D’après les données publiées ce samedi par le centre « Aro Aina », 95 % des consommateurs de cannabis qu’il a pris en charge entre juin 2021 et juin 2026 avaient entre 14 et 35 ans, tandis que 85 % de ceux qui ont consommé de l’héroïne étaient âgés de […]
  • Le dictateur non éclairé
    Madagascar Tribune - 08:26 Sep 05, 2026
    Bienvenue, ami du samedi. Pour sa cinquième consultation, notre cabinet ausculte aujourd'hui un patient increvable, contagieux depuis des siècles, et qui refuse obstinément toute guérison : le dictateur non éclairé. Pour commencer et pour savoir de quoi l'on parle, intéressons-nous aux définitions pertinentes du Larousse. Dictateur : Personne autoritaire qui impose son point de vue et sa manière de vivre aux autres. Être éclairé : Avoir des connaissances et du discernement. Un esprit (…) - Editorial
  • Lohataona 2026: hasongadina any Menabe ny tantara sy ny kolontsaina
    Newsmada - 07:28 Sep 05, 2026
     Hatao any Morondava, faritra Menabe, ny 14 hatramin’ny 18 septambra 2026 ho avy izao, ny taombaovao iraisan’ny Malagasy na ny fankalazana nasionalin’ny Lohataona 2026. Fotoan-dehibe hampivondronana ny Malagasy mba hampiseho ny fihavanana, ny firaisankina ary ny firaisam-pirenena ny fankalazana, raha ny fanambarana nataon’ny komity mpikarakara tetsy Antaninarenina, omaly. Hiavaka ny […]
  • Andron’ny haisoratra: anio ilay « Dia rodoben’ny vakiboky… »
    Newsmada - 07:26 Sep 05, 2026
    Tafiditra ao anatin’ny « Andron’ny haisoratra ». Ho fanamarihana ny faha-74 taonan’ny Fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem, anio no hanatantera­hina ilay « Dia rodoben’ny vakiboky an-dalambe » andiany fahefatra (taona 2026). Manomboka amin’ny 9 ora maraina, eo anoloan’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, ny famakiana boky. Mizotra mankany amin’ny Garan’i Soa­rano. Mihodina mizotra mahitsy […]
    Tags: Andron
  • « Marina mafy »: anolotra seho fampihomehezana i Joely
    Newsmada - 07:25 Sep 05, 2026
    Hatrany ivelany no efa manana sy nahatafapetraka ny anarany i Joely, raha eo amin’ny tontolon’ny hatsikana sy ny fampihomehezana. Raha tao anaty tambajotra no anisan’ny nahafantarana azy. Ho avy ny seho sehatra « Marina mafy ». Hifanome fotoana, etsy amin’ny Lapan’ny Fana­tanjahantena sy kolon­tsaina Imahamasina, ny 13 sep­tambra ho avy izao, i […]
  • Indray mijery
    Newsmada - 07:23 Sep 05, 2026
     Notanterahina tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny Campus Barikadimy, ny fandraisana ara-tek­nika ny dingana voalohany amin’ny asa fanarenana ny efitrano fianarana lehibe « Demi-Tonneau » rava tanteraka tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani. Nanohana ny asa ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika ary nanatanteraka izany ny orinasa Proma. Roa volana ny fe-potoana nanatanterahana […]
  • Amoronakona: ho avy ny “navette”
    Newsmada - 07:22 Sep 05, 2026
    Mampimenomenona ny olom-pirenena sasany amin’ny famindrana ny fitaterana eny Amoronakona ny halaviran’ny toerana raha miala any amin’ny toerana hiangana, Anta­nanarivo sy ny manodidina. Nipaka any amin’ny fanjakana izany ka nitady vahaolana hanamorana ny fivezivezena mankeny an-toerana ny tomponandraikitra. Hisy ato ho ato ny “navette” manokana hitaterana olona makeny amin’ny toby […]
  • Karaté: les quatre doyens appellent au dialogue
    Newsmada - 06:00 Sep 05, 2026
    Le message lancé par les grandes figures du karaté malgache se veut avant tout rassembleur. Réunis, hier au Dojo Sipromad, à Ivandry, quatre maîtres de la discipline, tous titulaires du 8e dan, sortent de leur silence face à la situation actuelle du karaté à Madagascar. Les Hanshi Hugues Raharimanantsoa, Jean […]
  • Presse sportive: AIKON Magazine lance son premier numéro.
    Newsmada - 05:55 Sep 05, 2026
    Le paysage médiatique sportif malgache s’enrichit d’un nouveau titre. Kizuna MG, cabinet spécialisé dans la communication stratégique, vient de présenter AIKON Ma­gazine, une publication trimestrielle consacrée au sport, à la performance et au bien-être. Le lancement officiel s’est tenu hier dans la salle de conférence du Kianja Barea Mahamasina. Disponible […]
  • OTC Bratislava 2026: Laura Rasoanaivo-Razafy, la seule représentante africaine
    Newsmada - 05:48 Sep 05, 2026
    Les camps d’entraînement olympiques de l’Union européenne de judo (EJU OTC) à Bratislava (Slovaquie) restent incontournables pour peaufiner le randori, affûter les techniques et forger le mental avant les échéances majeures. Du 14 au 18 septembre, sous l’égide de la fédération internationale de judo (IJF), ils accueillent l’un de ces […]
  • Assemblée nationale : seul deux projets de loi sur sept adoptés
    Madagascar Tribune - 05:45 Sep 05, 2026
    Le résultat est trop maigre pour la deuxième session extraordinaire de l'Assemblée nationale de 2026. Sur les sept projets de loi inscrits à l'ordre du jour, seuls deux ont été adoptés. Les cinq autres sont renvoyés à une prochaine session. Visiblement, ce bilan interroge sur l'efficacité d'une session extraordinaire et sur les dépenses publiques qu'implique une nouvelle convocation des députés. Les sept dossiers sur leur table concernent le projet de loi n°016/2026 relatif à l'accord (…) - Politique
    Tags: Assembl
  • Sécurité alimentaire : le Japon offre un don de riz d'une valeur de 7,9 milliards d'Ariary
    Madagascar Tribune - 05:45 Sep 05, 2026
    Le Japon poursuit son soutien à Madagascar dans le domaine de la sécurité alimentaire. Une nouvelle assistance sous forme d'un don non remboursable de riz d'une valeur de 300 millions de yens, soit environ 7,9 milliards d'ariary, a été accordée à la Grande Île dans le cadre du Programme d'Assistance Alimentaire 2026. L'accord a été officiellement signé vendredi 4 septembre à Anosy. La cérémonie a réuni l'ambassadeur du Japon à Madagascar, Tojima Hitoshi, et la ministre des Affaires (…) - Société
    Tags: Japon
  • Processus de Refondation: l’OIF apporte son expertise
    Newsmada - 05:44 Sep 05, 2026
    L’Organisation internationale de la Francophonie (OIF) apporte sa contribution à la préparation du dialogue national pour la Refondation. Une séance de partage d’expériences s’est tenue hier dans les locaux de l’OIF à Antaninarenina, avec la participation de plusieurs acteurs concernés par le processus. Thierno Ba Demba Diallo, expert de l’OIF […]
  • Madagascar – Etats-Unis: Tom Bevan rend une visite de courtoisie à Alice N’Diaye
    Newsmada - 05:42 Sep 05, 2026
    Le nouveau chargé d’affaires des Etats-Unis à Ma­da­­gascar, Tom Bevan, a effectué une visite de courtoisie auprès de la ministre malgache des Affaires étrangères, Alice N’Diaye. Cette première rencontre officielle a été l’occasion pour le diplomate américain de réaffirmer l’engagement de Washington, en faveur du renforcement des relations bilatérales entre […]
  • Sombim-baovao
    Newsmada - 08:51 Sep 04, 2026
     Malagasy mpitsara baolina kitra efa-dahy voatendry hitsara ny lalaon’ny Atomic Ngomé Comores sy Black Bulls Mozambique, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf. Fihaonana hotanterahina any Comores, ny sabotsy 5 septambra ho avy izao. Ireto avy izy ireo: Todihajaniaina Josiano, Hasinjarasoa, Hasinoro Fitiavana ary Hery Tiana Stephan.  Nanainga omaly folakandro ny […]
  • Fambolena: nalaina ny sosokevitry ny tanora
    Newsmada - 08:50 Sep 04, 2026
    Natao ny alatsinainy 31 aogositra teo, teto Antana­narivo, ny fakana ny hevitr’ireo tanora hisehatra amin’ny famokarana sy ny fambolena. Nikarakara azy ny minisite­ran’ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA). Lohahevitra noraisina ny hoe: «Tanora tsara fiomananaamin’ny fandraharahana ara-pambolena». Nambaran’ny minisitra, Ramindo Gaëtan, fa «mametraka ny tanora hiditra amin’ny famokarana sy […]
  • Zotram-pifidianana: hanampiana an’i Madagasikara ny tetikasa APERM
    Newsmada - 08:48 Sep 04, 2026
    Araka ny fampitam-baovaon’ny eo anivon’ny Ceni, teny Alarobia, omaly, nofaranan’ny komity mpitantana tamin’ny fivoriana fahenina ny tetikasa Fana­mafisana ny fizotran’ny fifidianana sy ny demokrasia eto Madagasikara (RPedem) iarahana amin’ireo mpiara-miombon’antoka, afakomaly. Na­natrika izany ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. Teo koa ny mpandrindra maharitra ny Firenena mikambana (ONU) monina sy miasa […]