Ambatofotsy-Maevatanàna : Nodiovina tamin’ny alalan’ny asa tagnamaro ny toeram-pamonoana biby
Ny marainan’ny zoma 13 novambra 2026 teo no nifanome tanana tamin’ny alalan’ny asa tagnamaro ny tomponandrakitra maro isan-tsokajiny sy ny mpiara-miasa eo anivon’ny sampandraharam-panjakana, fikambanana, mponina. Nodiovina nandritra izany ny toeram-pamonoana biby iray na ( Abattoir) ao amin’ny fokontan’Ambatofosty, kaominina Maevatanàna ambonivohitra, hita sy tsapa ny fahasimban’ity fotodrafitrasa ity, izay tsy mifanaraka amin’ny filana misy … L’article Ambatofotsy-Maevatanàna : Nodiovina tamin’ny alalan’ny asa tagnamaro ny toeram-pamonoana biby est apparu en premier sur Midi Madagasikara.