Baolina kitra U15 : Ekipa 32 nifantenana Barea
Notanterahina teny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium, ny alahady teo, ny fifaninanana baolina kitra sokajy zandriny, U15. Fihaonana nokarakarain’ny Association des jeunes entraineurs actifs (AJEA). Tanjona ny hifantenana mpilalao handrafitra ny Barea U15, hiatrika «Tournoi» tanterahina atsy Maurice, ny volana desambra ho avy izao. Nahatratra 32 ireo ekipa nifaninana tamin’ity ka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.