Tsipy kanetibe tompondakan’i Afrika : Hanatevina ny ekipan’ny Pac i Mirija (Fakr)
Nanainga omaly ny ekipan’ny Pac (Pétanque Ampitatafika club), hiatrika ny andiany faha-10 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2025. Fifaninanana hotanterahina ao Nouakchott, renivohitr’i Mauritanie, manomboka rahampitso sabotsy 22 hatramin’ny alakamisy 28 novambra ho avy izao. Raha tsiahivina, nandrombaka ny voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena ity klioban’Ampitatafika ity, izay misy an’i Mamy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.