“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Hizara vondrona roa ireo klioba 16 mandray anjara. Raikitra ny baolina! Araka ny loharanom-baovao, nivory tetsy Andoharanofotsy, afakomaly, ny Fikambanan’ny klioba elita amin’ny baolina kitra eto …
No comments yet. Be the first to add a perspective.