Bono tany France: klioba telo nanaovany fitsapana
Tafaverina an-tanindrazana, ny alakamisy 25 desambra teo, ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, Rabearivelo Bono Stephano, rehefa avy nanao fitsapana tany France, nandritry ny 1 volana. Araka ny tati-baovao nomen’Andriatsima Faneva Ima, vy nahitana sy angady nananana izany ary nikarakara azy tany an-toerana, klioba telo no nanaovany sedra, dia ny FC …
No comments yet. Be the first to add a perspective.