Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Judo-Grand Slam de Paris : Hisolo tena an’i Madagasikara ry Laura sy Zo

Hotanterahina ny 7 sy 8 febroary izao, any Paris, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana solontena, hahitana an-dRasoanaivo Razafy Aina Laura, hifaninana eo amin’ny sokajy latsaky ny 70 kg . Sokajy hahitana mpifaninana 20 ka anisan’ny ao anatin’izany i Ozbas Szofi, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.