Pureplay Football League : Misongadina hatrany ny Disciples FC
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahatelo fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League”. Nahazo fandresena fahatelo, tamin’izany ny Disciples FC rehefa nandavo ny Uscafoot tamin’ny isa 3 no ho 1, tao amin’ny Kianja Vélodrome Antsirabe. Manana isa sivy izany izao ny Disciples FC, ary …
No comments yet. Be the first to add a perspective.