Pureplay Football League : Mbola manjaka ny Disciples FC
Fandresena hatrany! Nahita fahombiazana indray ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, ny faran’ny herinandro teo. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Elgeco Plus Analamanga, tao amin’ny Kianjan’ny Vélodrome Antsirabe. Fandresena fahefatra tamin’ny lalao efatra vita izany izao no azon’ny ekipan’i Vakinankaratra, manana isa 12 izy ireo. Iny kosa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.