Kitra diviziona voalohany – PFL : Voatazon’ny CFFA sahala ny Disciples FC
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, ny andro fahafito sady faran’ny lalao mandroso amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Pureplay Football League (PFL). Ho an’ny kaonferansy Atsimo, voatazon’ny CFFA Andoharanofotsy, ady sahala 1 no ho 1, ny ekipan’i Vakinankaratra, Disciples Fc, ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianjan’ny Velodromes Antsirabe. Niady …
No comments yet. Be the first to add a perspective.