Tsipy kanetibe : Nihazo an’i France i Lova sy Tiana
Nanainga omaly, nihazo an’i France, Rakotoarisoa Lova Satamandimby sy Razanadrakoto Tiana Laurens (Tonnerre) hiatrika ny famaranana lehibe amin’ny “Passion pétanque française” (PPF 2026), taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana hotanterahina ny sabotsy 7 sy alahady 8 marsa ho avy izao, ao amin’ny Boulodrome Douaisis. Anisan’ireo hiatrika izany i Madagasikara, ka hiaro ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.