Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Barean’i Madagasikara : Ahina tsy ho raikitra ny lalao amin’i Oganda

Araka ny fikarohana natao omaly, nilaza ny vaovao iray any Oganda, Swift Sports Uganda, fa tsy ho raikitra noho ny antony tsy mazava ny lalaon’i Madagasikara sy i Oganda, izay hatao any Antalya Torkia, ny 31 marsa ho avy izao. Tafiditra amin’ny “Fenetre Fifa” ity fifanandrinana ity. Nilaza ity pejy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.