SOMBIM-BAOVAO
Nanomboka omaly, tany Maurice, ny andiany voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy kanetibe, sokajy “senior” lehilahy. Ny fifaninanana mitifitra “tir de précision” no nanombohana izany. Taorian’izay ny fihodinana voalohany ho an’olon-tokana sy ny olon-droa miaraka. Tsiahivina fa manorana ny andro any an-toerana. Navoakan’ny foiben’ny Fiba Afrika ao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.