Dih’Art : Mankalaza ny faha-25 taonany
Ao anatin’ ny fankalazana ny faha-25 taona nijoroany amin’izao ny Dih’Art Madagascar, toeram-pampianarana mandihy, tarihin-dRandrianarisoa Rijamanitra. Ho fanokafana izany, hisy ny fiarahana voalohany, ny 1 mey izao, ao amin’ny Studio Dih’Art eny Antanimena. Ireo rehetra mpikambana, ray aman-dreny sy izay rehetra efa nandalo tao amin’ny Dih’Art no asaina amin’izany, raha …
No comments yet. Be the first to add a perspective.