« Tombokavatsan’ny Havàtsa » : Hanandratana an’i I.P Andriamangatiana
Tafiditra ao anatin’ny fanomezan-kasina sy lanja ireo mpanoratra sy raiamandreny ao aminy. Hisy ny « Tombokavatsan’ny Havàtsa » ho an’i I.P. Andriamangatiana. Iharilanto Patrick Andriamangatiana, andrarezin’ny soratra sy ny tontolon’ny fanabeazana. Ny fahatsapana ireo soa omeny. Hanandratra sy hanome hasina azy sy ny sanganasany ny Fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.