SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ao amin’ny Emirates Stadium Londres Angleterre ny fihaonana eo amin’ny Arsenal sy ny Fulham. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Angleterre, “Premier League”. Mila mahita vokatra tsara amin’io ny Arsenal raha tian’izy ireo ny hitazona ny laharana voalohany. Manana isa 73 izy ireo, ary manaraka azy ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.