Handball – Cadet – Junior: Hampiantrano ny IHF Trophy i Madagasikara
Hotanterahina eto Madagasikara, ny 27 ka hatramin’ny 31 mey, ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja handball na ny IHF Trophy. Fifaninanana, natokana ho an’ny sokajy zandriny lehilahy «cadet» sy «junior». Io no nambaran-dRatsimandao Andriamanga Herilovasoa, filohan’ny federasionina malagasy (FMHB), tao amin’ny tambajotran-tseraserany, ny sabotsy lasa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.