Oniversiten’Antananarivo : Nomena mariboninahitra ny mpiasa
Notolorana mariboninahitra ny mpampianatra sy mpandraharaha mendrika teny Ankatso, tamin’ity herinandro ity, izay tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-65 taona niorenan’ny oniversite teto Antananarivo. Anisan’ny karazany nomena ireo nahazo izany ny Grand croix 2ème ordre, Grand officier, officier ary Commandeur. Mpampianatra 43 sy mpandraharaha 124 no nisitraka izany, araka ny fanazavan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.